Fandriampahalemana

Polisim-pirenena Notoloran’ny masoivoho Sinoa fitaovana


  • Zoma 05 Novambra 2021

Tonga nitsidika ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka ary nanolotra fitaovana ho an'ny Polisim-pirenena ny Masoivohon'ny Sina Ramatoa Guo Xiomei omaly. "Gilets par balle ,

 casques, matraques" no fitaovana nomen'ity firenena ity tamin’izany hahafahan'ny mpitandro ny filaminana manatanteraka tsara ny asa eo amin'ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany. Tsy adinon'Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa ny nitondra ny teny fisaorana ho an'ny Firenena Sinoa tamin'ny fanampiana nomen'izy ireo izay tsy vao sambany fa efa nisy foana hatramin’izay.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT