- Alatsinainy 21 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Andrefanambohijanahary-Anosibe Tratra ireo mpanendaka telolahy tena nikoizana
Lehilahy miisa 3 no tratran’ny polisin’ny Boriborintany fahadimy ao Mahamasina nanendaka teny Andrefanambohijanahary sy Anosibe omaly Alahady tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro.
Hamaky ny tohiny
