Fandriampahalemana

Antananarivo Olon-dratsy 88 no voasambotra tao anatin’ny 2 andro


  • Zoma 18 Febroary 2022

Manatanteraka ilay “opération coup de poing” ny polisim-pirenena amin’izao ho enti-miady amin’ny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra.

Tamin’ny datin’ny 15 febroary lasa teo fotsiny ohatra dia 16 ireo olona voasambotra teto Antananarivo Avaradrano sy Atsimondrano nandritra ny fisafoana mandeha dia an-tongotra andro aman’alina nataon’ny polisy. Nanendaka sy nanao herisetra izy ireo raha araka ny fantatra. Tamin’ny talata 16 febroary teo dia tafakatra 72 isa ireo voasambotra nanendaka teto an-drenivohitra. Mahatratra 88 izy ireo raha hatontaly izay samy efa natao famotorana teny amin’ireo kaomisaria teto Antananarivo avokoa . Mitohy ny hetsika hataon’ny Polisim-pirenena
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT