Fandriampahalemana

Boriborintay faha-4 Noraofin’ny polisy ireo mpijorojoro amoron-dalana


  • Alakamisy 17 Febroary 2022

Lehilahy miisa 11 no nosamborin’ny Polisy miasa ao amin’ny Boriborintany fahaefatra ny 15 febroary lasa teo tokony

ho tamin’ny 07ora hariva rehefa nijorojoro sy niloka teny amoron-dalana. Raha araka ny fantatra mantsy dia manakorontana ny manodidina no sady miteny ratsy ary mampianatra ireo tanora hirona amin'ny filokana ny hataon'ireto lehilahy ireto ka tsy maintsy nosamborina izy ireo. Faritra maro eto an-drenivohitra moa no ahitana lehilahy maro mijorojoro tahaka izao koa inoana fa hiitatra amina faritra maro ny hetsika. Tsy an’asa ny ankamaroan’izy ireny izay lasa manendaka mihitsy ny sasany ka tokony handraisana fepetra.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT