- Talata 31 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Andranomanalina Nosavoritahan’ny mpanendaka efa-dahy ilay ramatoa
Ramatoa iray 24 taona avy niasa no nendahana lehilahy miisa 04 teny amin'ny Vorodamba omaly ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyRamatoa iray 24 taona avy niasa no nendahana lehilahy miisa 04 teny amin'ny Vorodamba omaly ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyMahare vaovao hatrany zana-tobim-paritry ny Zandarimariam-pirenena eny Alasora fa misy jiolahy miisa roa izay mitonona ho mpitandro filaminana manendaka izay mpifankatia sendra mampiaraka
Hamaky ny tohinyHo tohin'ny fanendrena tao amin'ny filan-kevitry ny Minisitra ny Alarobia lasa teo dia notontosaina omaly alatsinainy 23 aogositra ny famindram-pitantanana teo amin'ny Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa,
Hamaky ny tohinyTratra tao Antsohihy omaly alarobia 18 aogositra ilay rangahy nitaky vola 4 tapitrisa Ar ho takalon'ilay zaza lahy 7 taona nalainy an-keriny tao amin'ny Fokontany Andranomena,
Hamaky ny tohinyNoraisina nandritra ny filankevitry ny Minisitra omaly 18 aogositra ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha-2018-294 tamin'ny 04 aprily 2018 ary manendry ny Général de Division Rakotondrazaka
Hamaky ny tohiny« Rehefa hay dia atao tsara, rehefa tsy hay dia anontanio”.Mamintina ny foto-pisainana sy ny fomba fiasan’ny Jeneraly Gellé Richard
Hamaky ny tohiny