Fandriampahalemana

Andrefanambohijanahary-Anosibe Tratra ireo mpanendaka telolahy tena nikoizana


  • Alatsinainy 21 Febroary 2022

Lehilahy miisa 3 no tratran’ny polisin’ny Boriborintany fahadimy ao Mahamasina nanendaka teny Andrefanambohijanahary sy Anosibe omaly Alahady tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro.

Nandritra ny hetsika manokana notanterahin’ny Polisim-pirenena ho fanenana ny tsy fandriam-pahalemana eto Antananarivo renivohitra no nahatrarana azy ireo. Noentina avy hatrany teny amin’ny kaomisarian’ny polisy eny Mahamasina izy telo mirahalahy ireto nanaovana fanadihadiana. Marihana fa isan’ireo mpanendaka efa ikoizana eny amin’iny faritra Anosibe iny izy telo lahy ireto. 42 taona no zokiny indrindra raha 20 taona no zandriny indrindra. Hatolotra ny fampanoavana anio alatsinainy ny raharaha.
Pati
Legende : Izy telo mirahalahy mpanendaka hikoizana eny Anosibe sy Andrefanambohijanahary
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT