• Talata 08 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Antohomadinika Tratra ilay tovolahy mpamatsy « héroïne »

Voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava- mahadomelina Anosy ny 04 martsa lasa teo tokony tamin’ny 12 ora atoandro teny amin’ny faritra Ankaditoa/Antohomadinika ny tovolahy iray 26 taona rehefa nivarotra héroine.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Halatra moto miampy daroka 12 ny fitarainana voaray tamin’ny febroary

Manoloana ny trangana halatra moto sy ny fidarohana mpitondra moto amin’ny bois rond izay niseho tato ho ato teto Antananarivo Renivohitra dia nandray andraikitra manokana ny polisim-pirenena hiadiana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Befandriana Avaratra Hiakatra fampanoavana anio ireo mpivarotra omby mampiahiahy

Voasambotra tao an-tsena fivarotana omby antsoina hoe Sabotsibe Befandriana-Avaratra, i Monja sy Mihandry, izay samy mipetraka ao amin’ny Fokontany Manongarivo, kaominina ambonivohitra Befandriana avaratra, mpivarotra omby.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Befandriana Avaratra Voasambotra ireo mpivarotra omby mampiahiahy

20 febroary lasa teo tokony ho tamin'ny 9 ora maraina no voasambotra tao an-tsena fivarotana omby antsoina hoe Sabotsibe Befandriana-Avaratra, i Monja sy Mihandry, izay samy mipetraka ao amin’ny Fokontany Manongarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Ifarihy - Tanjombato Tratry ny vela-pandrika ilay mpivarotra rongony

Lehilahy iray 20 taona nivarotra zava-mahadomelina no voasambotry ny polisy tamin’ny Alatsinainy lasa teo teny Ifarihy/Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Fiainam-bahoaka Tena laharampamehana ny ady amin’ny asan-jiolahy

Nametrahana ireo jiro Cobra, izay manazava amin’alina ny eny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka.Ny ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo no tompon’antoka tamin’izany ary vita ny faran’ny herinandro teo ny asa.

Hamaky ny tohiny
FTT