- Alakamisy 04 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Mahajanga Tratra ilay teratany vahiny mpamatsy rongony
Lehilahy miisa roa ka tera-tany vahiny ny iray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny UIR Mahajanga ny 02 novambra lasa teo tokony ho tamin’ny 10ora alina rehefa nahatrarana zava-mahadomelina.
Hamaky ny tohiny
