• Alarobia 10 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Ankadimbahoaka Voasambotra ny iray amin’ireo mpanendaka fohy kely

Tokony ho tamin'ny 11ora sy 30 mn alina no tra-tehaky ny Polisy nanendaka mpandalo ity lehilahy tsy ampy halavana ity ary mbola niaraka tamin'ny antsy lava ity farany tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Miandrivazo Nanjavona ny gadra 32 kanefa tsy vaky ny fonja

Tsy vaky ny fonja ary tsy nisy ny lositra na fitsoahana saingy tsy hita fotsiny ireo gadra miisa 32 tao Miandrivazo, raha ny fanazavana voaray teo anivon’ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja na DGAP,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Dahalo voatoraky ny lefona Tratran’ny zandary nitsabo tena tao Antsalova

Nitrangana fanafihana tao amin’ny tanàna antsoina hoe Ankiliabo, fokontany Saririaka, Kaominina ambanivohitra Antsalova, ny alakamisy lasa teo, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Fatin-dehilahy tsy nisy maso sy lela Olona 4 no efa nadoboka am-ponja

Lehilahy miisa efatra no fantatra hatreto fa efa voasambotra voarohirohy tao anatin’ilay raharaha vono olona tany amin’ny faritra Menabe ka nahitana lehilahy iray efa tsy nisy maso sy lela intsony tany anaty ala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Isotry sy ny manodidina Mpanendaka 5 lahy indray tratra

Lehilahy miisa dimy no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny boriborintany fahatelo Antaninandro sy fahaefatra etsy isotry ny 06 novambra teo tokony ho tamin’ny 03ora tolakandro rehefa avy nanendaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena Notoloran’ny masoivoho Sinoa fitaovana

Tonga nitsidika ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka ary nanolotra fitaovana ho an'ny Polisim-pirenena ny Masoivohon'ny Sina Ramatoa Guo Xiomei omaly. "Gilets par balle ,

Hamaky ny tohiny
FTT