Fandriampahalemana

Halatra moto miampy daroka 12 ny fitarainana voaray tamin’ny febroary


  • Zoma 04 Martsa 2022

Manoloana ny trangana halatra moto sy ny fidarohana mpitondra moto amin’ny bois rond izay niseho tato ho ato teto Antananarivo Renivohitra dia nandray andraikitra manokana ny polisim-pirenena hiadiana amin’izany.

 Raha tamin’ny volana febroary teo manokana dia nahatratra 12 ny fitarainana voaray teo anivon’ny polisim-pirenena mikasika ny fahaverezana moto. Ho an’ny trangana daroka bois rond kosa indray dia iray ny fitarainana voarain’izy ireo. Nanokatra fanadihadiana ny Polisy, ary natao ny fomba rehetra hikarohana ireo moto ireo. Nahitam-bokany ny ezaka natao vokatr’izany. Moto miisa 07 no indray hita tao anatin’ny fotoana vitsy nahaverezany. Mbola karohina hatrany kosa ireo mpamono olona mpidaroka mpitondra moto.
Pati
Legende : Mafotaka ny fisavana ireo moto eny an-dalana hahafantarana ireo moto hafatra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT