- Alatsinainy 06 Desambra 2021
Fandriampahalemana.Ambatolampy Scooter sy vola 39.600 Ar no namonoany ny namany
Moto scooter marika yamaha Cygnus sy vola mitentina 39.600 Ar no namonoan'ny tovolahy iray namany tany Ambatolampy.
Hamaky ny tohinyMoto scooter marika yamaha Cygnus sy vola mitentina 39.600 Ar no namonoan'ny tovolahy iray namany tany Ambatolampy.
Hamaky ny tohinyTratran’ny zandary tao Ambinany, Antalaha, ny sambo haingam-pandeha mitondra lavanila efa voakarakara 11 lasaka sy jirofo 50 kilao amin'ny andro alina afak’omaly 29 novambra,
Hamaky ny tohinyMiseho amin’ny endriny maro lahy ny asa ratsin’ireo mpanendaka sy mpamono olona amin’izao. Mpitondra moto iray tratra alina no voalaza fa novelesin’ireo mpanendaka avy any aoriana ny herinandro lasa teo teny Namontana.
Hamaky ny tohinyTovovavikely iray vao 18 taona monja mpianatry ny CEG no maty notifirin'ny miaramila iray kilasy faharoa, ankitsirano.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray 19 taona no tratra teny amin’ny 67 ha afak’omaly Talata 23 novambra tokony ho tamin’ny 4ora hariva rehefa avy nangalatra finday.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 33 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny CSP3 Antaninandro ny 22 novambra lasa teo rehefa avy nanendaka.
Hamaky ny tohiny