Fandriampahalemana

Bajaj very tao Mahajanga Nentinin’ilay mpamily nitsoaka tany Ambondromamy


  • Alatsinainy 16 Mey 2022

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Mahajanga. Mitohy hatrany ny halatra bajaja izay nambaran’ireo tompony fa ireo mpamily azy ihany matetika no manao mpamosavy malemy.

Raha tsiahivina mantsy dia mpamilina bajaba iray izay nitondra azy ihany no nitondra ilay fiarakely nandositra ivelany tanàn’i Mahajanga ka nanova ny mombamomba ilay Bajaj. Ny zoma 13 mey teo ary dia nanao filazana fanairana sy antso avo tamin’ny rehetra ny tompona Bajaja iray fa very tao Mahajanga ny fananany ka antsoina izay mahita izany mba hampandre azy sy ny fianakaviany.Omaly Alahady maraina 15 mey no fantatra fa saron’ny polisy tao Ambondromamy ilay Bajaja very ka ny mpamiliny ihany no nangalatra sy nitondra izany nandositra . Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana moa ny raharaha.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay bajaj
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT