• Alarobia 27 Aprily 2022
Fandriampahalemana.ARIVONIMAMO Tovolahy tratra nangalatra finday

Lehilahy iray 20 taona tao amin’ny fokontany Arivonimamo no tratra nangalatra finday tao anaty magazay ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Mahitsy 1 tratra tratra, 2 tafaporitsaka

Avy any ivelany ny ankamaroan’ireo jiolahy tonga manafika ao Mahitsy. Torian’ilay fanafihana izay nahaverezana volabe 30 tapitrisa Ariary tamin’ny fiandohan’ity volana Aprily ity mantsy dia jiolahy iray vao 29 taona monja no tratra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Antaniavo Antohomadinika Voasambotra ilay mpangalatra finday nampiasa facebook

Voasambotry ny Polisy ny PPA4 Antaniavo Antohomadinika izay nanao fisafoana ny marainan’ny sabotsy teo tao amin'ny fokontany III G Hangar Antohomadinika ilay mpanendaka finday teny 67 ha ny herinandro teo izay tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Vohipeno Nisy nangalatra ny moteran-tsambon’ny BNGRC

Lehilahy miisa 03 no nosamborin’ny ny Polisy miasa ao Vohipeno rehefa nangalatra moterana sambon'ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fanimbana fananana iombonana Roalahy tratra nangalatra ireo vy teny amin'ny rocade

Amin'ny 08 ora sy sasany alina no nifanena tamin'ny Polisy teny Ambolokandrina izy roalahy mpangalatra ireo niaraka tamin'ny vy lava miisa 02.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fifanarahana ara tafika Inona no tambiny ho an i Rosia

Tsy tapitra hatreo ny resaka momba ilay raharaha fifanarahana ara tafika eo amin i Madagasikara sy Rosia vita sonia ny janoary

Hamaky ny tohiny
FTT