Fandriampahalemana

Eliane, zaza varira nisy naka an-keriny Efa tonga eo anivon'ny fianakaviany


  • Talata 02 Aogositra 2022

Salama tsara i Viviane ilay zazavavy kely varira 4 taona nisy naka an-keriny tany Ambilobe ary efa tafaverina soa aman-tsara eo anivon'ny fianakaviany.

Raha tsiahivina kely ny tantara dia ny datin'ny 20 hifoha 21 jona lasa teo no nisy naka tany Ankaratra Ambilobe ity zaza tsy manan-tsiny ity. Nentin'ireo mpanao ratsy nandehandeha izy nandritra izany ka tamin'ny datin'ny 21 jolay lasa teo izy no nisy nahita tany Ankalika Toliara. Olona 3 tany an-toerana moa no efa nosamborina tany Toliara raha olona 3 mpiray tsikombakomba aminy ihany koa ny tany Ambilobe. Vehivavy ny iray amin'izy 6 mianadahy ireto. Mbola mitohy ny fikarohana mahakasika ity raharaha ity. Hiakatra fitsarana tsy ho ela kosa izy 6 mianadahy ireto.
Nangonin'i Pati
Legende : I Viviane kely salama soamantsara
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT