- Alakamisy 27 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Halatra panneaux solaires sy fitaovan-dakozia Lehilahy iray tratra ambodiomby teny Amparibe
Lehilahy iray manodidina ny 20 taona omaly 26 oktobra tokony ho tamin'ny 6 ora maraina no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana teny Amparibe rehefa nangalatra panneau solaire sy fitaovan-dakozia.
Hamaky ny tohiny
