- Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Fonja vaky tany Fenoarivo atsinanana Gadra iray no mbola ifampitadiavana
Nahitana fonja vaky matetika teto amintsika tato anatin’ny volana vitsy izao. Vaky afak’omaly Sabotsy 20 Aogositra indray ny fonjabe ao Fenoarivo Atsinanana.
Hamaky ny tohiny
