Fandriampahalemana

Ambohimanatrika Lehilahy lehibe roa tratra nanendaka olona tara fodiana


  • Zoma 21 Oktobra 2022

Lehilahy lehibe roa 38 taona sy 42 taona no nosamborin’ny polisy teny Ambohimanatrika ny alarobia 19 oktobra lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora alina.

Tohin’ilay ny fisafoana amin'ny alina izay fanaon’ny eo anivon'ny CC Antsimondrano no nahatrarana azy ireo izay marihina fa nanendaka olona. Olona nandalo , tratra sendra alina no nohararaotin'ireto olon-dratsy ireto. Tsikaritr'ireo mpitandro ny filaminana izany ka nisy ny fifanenjehana teo amin’ny roa tonta..Tratra izy ireo na dia efa niezaka ny nilefa aza. Nentina nihazo ny birao avy hatrany izy ireo.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT