- Alakamisy 22 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Fitafiana mitovy amin’ny an’ny miaramila Tsy navela hivarotra intsony ireo mpivarotra ao Ambilobe
Nanao fidinana teny an-tsena ireo zandary tao Ambilobe omaly anentana ny olona hanala sy tsy hivarotra intsony ny lamba mitovy endrika amin'ny an’ny miaramila na ny « vert armé ».
Hamaky ny tohiny
