- Alakamisy 20 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Toamasina Averina ny dinam-pokonolona
Namory ireo sefom-pokontany miisa 138 sy ny lefiny ato anatin’ny Distrikan'i Toamasina l teny amin'ny Lapan'ny prefektiora Mangarano ny OMC notarihin'ny Prefen'i Toamasina 𝐀𝐌𝐁𝐈𝐍𝐈𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐉𝐨𝐬𝐞́ omaly.
Hamaky ny tohiny
