• Zoma 16 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Manizingizina ny zandarimariam-pirenena “Nanaja lalàna sy niaro lakazerina izahay”

Nanamafy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena Jeneraly Serge Gellé nandritra ny fampitam-baovao nataon’ny zandary, fa fanarahana ny lalàna no nataon'ny mpitandro filaminana tany Ikongo ho fiarovana ny lakazerina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Ankadindramamy Olona teo akaiky ihany no nanafika ilay toeram-pivarotana

Toeram-pivarota-mofo iray na irony antsoina hoe : boulangerie irony no nisy nanafika omaly folakandro teny Ankadindramamy. Jiolahy miisa 4 raha araka ny vaovao azy no nanafika azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Heroine 1 grama Voatsinjaran’ny mpivarotra azy 35 fonosana

Vehivavy iray 26 taona no tratra nivarotra heroine teny Antohomadinika afak’omaly Alarobia 14 Septambra atoandro tokony ho tamin’ny 01 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Zandary sy ny fokonolona Hiady amin’ny tsy fandriampahalemana eny Atsimondrano

Hifanome tanana hiady amin’ny tsy fandriampahalemana ny zandary ao amin'ny FIGN sy CIRGN Antananarivo miaraka amin’ireo fokonolona ao anatin’ireo kaominina maro ivelan’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Tsy nisy fo sy aty intsony Trafikana taova saresaka sorona ?

Tsy milamina ny tany ! Zazalahy tokony 12 na 13 taona eo eo hita faty teo avaratra kelin'ny tanàna Mahatsinjo any amin’ny làlam-pirenena RN4.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Ambanintsinanana Ivandry Tovovavy 21 taona maty notsatotsatohana antsy

Tovovavy iray vao 21 taona monja no hita faty tao anaty tanin-tsaonjo ao Ambanitsinanana Ivandry omaly takariva, araka ny vaovao re omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT