Fandriampahalemana

Anjiamangirana II – Antsohihy Matin’ny zandary ilay mpiasina dahalo


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Dahalo zatra fonja iray no lavon'ny balan'ny zandary tarihan'ny kaomandin'ny kaompania Antsohihy, kapiteny Tobiasy Andriantsihoarana, ny sabotsy teo, tamin'ny 3 ora maraina,

tany Anjiamangirana II. Mpamerin-keloka, mpimasy sy mpamatsy basy dahalo izy io, hoy ny fampitam-baovao voaray. Vao nivoaka ny fonja ihany koa ireo namany miisa 4. Efa manara-maso izany akaiky moa ny zandary, raha ny fampitam-baovao sy fanazavana voaray hatrany.
J. Mirija
Sary (Skispass Atm)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT