• Zoma 25 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana mpambongady 7 lahy matin’ny polisin’ny SAG teny Anosibe

Nirefodrefotra tsy nifankahitana ny feom-basy teny Anosibe akaikin’ny Pharmacie Volahanta omaly tokony ho tamin’ny 7 ora hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Raharaha fitifirana ny ben’ny tanàna Tsy nisy tohiny, tsy re izay fanadihadiana

Ny alahady 13 novambra lasa teo ny nilazan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo tamin’ny tambazotran-tserasera, fa nisy saika hamono tamin’ny alalan’ny fitifirana. “

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Fandriampahalemana.ISOTRY Nahatrarana lame maromaro ilay mpangarom-paosy

Lehilahy miisa roa 18 taona sy 27taona no saron’ ny Polisin’ny UIR tetsy Isotry omaly rehefa nangarom-paosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Fisolokiana eny amin’ny “cash point” Vehivavy karana iray voasambotra

Vehivavy iray voalaza fa teratany karana no voasambotra teny Anosy Avaratra Distrikan’Antananarivo Avaradrano, taorian’ny fisolokiana avo lenta tamin’ny alalan’ny fakana vola tamin’ireny « cash point » ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Cimetière Anjanahary Noraisim-potsiny ireo mpanendaka roalahy

Tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP3 Antaninandro ny lehilahy roa samy 18 taona rehefa nanendak’olona teny akaikin’ny Fasana Anjanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Ankadindramamy Basina miaramila mpiambina jeneraly ilay nentina nanafika

Nidoboka eny Tsiafahy afak’omaly ireo voarohirohy tamin’ny raharaha fanafihana teny Ambohidahy Ankadindramamy ny herinandro lasa teo, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
FTT