- Alarobia 21 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Mpisoloky amin’ny Mvola 40 tapitrisa Ar ny vola farany ambony azony
Lehilahy iray 32 taona no sarona teny Ankaraobato afak’omaly Alatsinainy rehefa nisoloky tamin’ny resaka Mvola.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 32 taona no sarona teny Ankaraobato afak’omaly Alatsinainy rehefa nisoloky tamin’ny resaka Mvola.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 04 no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisarian’i Taolagnaro afak’omaly alatsinainy 19
Hamaky ny tohinyNitrangana vono olona mahatsiravina indray tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy iray antsoina hoe :
Hamaky ny tohinyNisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Ampasika, akaikin’ny mpanendy kafe, ny andron’ny omaly 19 desambra 2022 tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, raha ny tati-baovao voaray.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 36 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany faharoa etsy Ambohijatovo omaly alatsinainy 19 desambra tokony ho tamin’ny 10ora sy sasany maraina rehefa nangalatra moto.
Hamaky ny tohinyZaza tsy ampy taona roa 13 taona sy 15 taona no tratra nanao sinto-mahery teny amin’ny tetezan-dRamala Isotry ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny