Fandriampahalemana

Ambohijatovo Tratra teo am-pangalarana moto ilay lehilahy


  • Talata 20 Desambra 2022

Lehilahy iray 36 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany faharoa etsy Ambohijatovo omaly alatsinainy 19 desambra tokony ho tamin’ny 10ora sy sasany maraina rehefa nangalatra moto.

Polisy nanao fisafoana no nahatsikaritra ity lehilahy ity teo am-pangalarana ka niroso tamin’ny fisamborana avy hatrany. Tratran’ny Polisy ambodiomby izy araka izany ka noentina avy hatrany teny amin’ny biraon’ny Polisy nanaovana fanadihadiana. Fantatra fa ana mpianatra ity moto ity izay mipetraka eo anoloan'ny fianarana, kanefa novahany ary saika nentiny. Efa tafaverina amin’ny tompony soamantsara moa ilay moto raha notazonina ilay lehilahy.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay ranamana mpangalatra moto
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT