Fandriampahalemana

Marerano Beroroha Olona 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana


  • Alarobia 21 Desambra 2022

Nitrangana vono olona mahatsiravina indray tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy iray antsoina hoe :

Fiembena no nisy namono tamin’ny fomba mahatsiravina ny Alahady lasa teo tao amin’ny kaominia ambanivohitra Marerano distrikan'i Beroroha. Raha ny fantatra dia avy namonjy tsena tao amin’ny fokontany Ankilimanjaka ity raim-pianakaviana ity no izao nisy namono izao raha handeha hamonjy fodiana. Tokony ho 17 km miala ny kaominin'i Marerano no namonoan’ny sasany azy. Raha araka ny fantatra moa dia olona 4 no efa niharan'ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana toy izao hatramin’ny volana oktobra no mankaty tao Marerano Toliara.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT