- Talata 15 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Raim-pianakaviana nody alina Voatsindrona antsy ny tenda, lasa ny 12 tapitrisa Ar
Raim-pianakaviana iray nody avy niasa alina no nifanehitra tamina jiolahy enin-dahy ka voatsatoka antsy teo amin'ny tendany ny alin'ny zoma teo tao amin’ny tranona mpiasana haino aman-jery iray eo Antanetilava Ikianja
Hamaky ny tohiny
