Fandriampahalemana

Lozam-pifamoivoizana teny Ampasika Mpandeha bisikileta iray maty voadonan’ny kamio


  • Talata 20 Desambra 2022

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Ampasika, akaikin’ny mpanendy kafe, ny andron’ny omaly 19 desambra 2022 tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, raha ny tati-baovao voaray.

Mpitondra bisikileta iray no voadonan’ny kamio, ka maty teo noho eo. Nobatain’izy ireo tao anaty kamio izy io avy eo, saingy nisy ny nanamarika fa tsy azo atao izany. Nisy moa ny nampandre ny polisy avy eo, ka heverina fa efa eo am-pelatanan’izy ireo io raharaha io.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT