- Talata 20 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Fikasana hamaky orinasa Efa nananan’ireo mpangalatra ny fanalahidin’ny birao
Tovolahy miisa 02 nikasa hamaky orinasa lehibe iray tany Morondava no sarona rehefa nifanena tamin’ny mpitandro ny filaminana ny 18 desambra teo tokony ho tamin'y 11 ora atoandro.
Hamaky ny tohiny
