Fandriampahalemana

Isotry tsy milamina Roalahy tratra vao maraina nanendaka mpivarotra


  • Alarobia 11 Janoary 2023

Lehilahy roa, mpanendaka mpiantsena maraina eny amin’iny faritra Isotry sy ny manodidina iny no tratra ambodiomby nanao ny asa ratsy manoloana ny sakan-dalana nataon’ny polisy,

omaly maraina tokony ho tamin’ny 03 ora. Vao 25 sy 20 taona monja izy ireo. Tsara ho marihina fa anisan’ny toerana mafana amin’ny resaka fanendahana iny faritra Isotry sy ny manodidina iny efa hatrany amin’ny taona ’80, ary vao miha aza miha mafy ny asa ratsin’ireo jiolahy amin’izao fotoana. Efa maro ireo mponina eny amin’iny faritra iny no mitaraina ny amin’ny hafitsok’ireo olon-dratsy. Noentina avy hatrany teny amin’ny biraon’ny Polisy eny Isotry moa ireto farany nanaovana fanadihadiana.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy tratra nisompatra mpivarotr vao maraina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT