Fandriampahalemana

Pont Mainty-Toamasina Feno ratra no sady niboridana ilay vehivavy hita faty


  • Alatsinainy 09 Janoary 2023

Vehivavy iray, niboridana tanteraka, feno ratra sy mangana no hita faty tao anaty rano, teo amin'ny Pont Mainty, akaikin'Ambatovy-Toamasina, omaly Alahady folakandro.

Nifatotra tao an-damosiny ny tanany raha toraka izany ihany koa tongony. Raha araka ny tomban’ny rehetra moa dia vono olona no nahazo ity vehivavy ity saingy ny fizahana hataon’ny mpitandro ny filaminana sy ny dokotera ihany no afaka hanamarina izany. Ankoatra izay dia mpivady ihany koa no tratra namaky tranon'olona tao Analanjahana Mananara ny Zoma lasa teo. Rehefa natao ny fikarohana dia tratra tao amin’izy ireo ny ambin’ilay vola 4tapitrisa Ar avy nangalariny, batterie,vorona dokotra,bodofotsy Titanic,sns no azon'izy ireo. Marihina moa efa avy nividy moto jog izy ireo nampiasainy.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT