Fandriampahalemana

Mpanafika cash point teny Ankasina Voatifitra teo amin’ny fitombenany ilay jiolahy


  • Alarobia 11 Janoary 2023

Nisehoana fanafihana cash point teny Ankasina omaly takariva, araka ny tatitry ny polisim-pirenena.

Polisin'ny boriborintany fahafito na CSP7 nanao fanamiana sivily no nahita ireto andian-jiolahy nanafika lehilahy iray nitondra vola harotsaka (dépôt) teo amin’ilay Cash point. Nanavotra ilay lehilahy ny Polisy ka nitifitra avy hatrany ireto andian-jiolahy. Vokany , voan'ny bala teo amin'ny fitombenan'ilay jiolahy iray, ary tsy afa-nihetsika intsony raha tafatsoaka kosa ireo namany miisa 02, araka ny tatitry ny polisim-pirenena hatrany.Avotra soamantsara kosa ilay lehilahy ary tsy nisy ihany koa ny vola lasan'ireo olon-dratsy.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT