- Talata 27 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Moto halatra teny Analakely Efa nisy nivarotra indroa tamin’ny vidiny 1.200.000 Ar
Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Commisariat Central Tsaralalana ny zoma 23 desambra 2022 teny Analakely sy tany Soavimasoandro noho ny resaka halatra Moto.
Hamaky ny tohiny
