- Zoma 30 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Andrefan'Ambohimandroso Fenoarivo Nahitana fatin-dehilahy nofatorana tamina hazo
Lehilahy iray manodidina ny 45 taona eo ho eo toy ny nampilanjaina hazo no hita faty teny amin'ny Onin’i Sisaona Andrefan'Ambohimandroso Fenoarivo, distrikan’Atsimondrano omaly.
Hamaky ny tohiny
