• Alatsinainy 09 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Pont Mainty-Toamasina Feno ratra no sady niboridana ilay vehivavy hita faty

Vehivavy iray, niboridana tanteraka, feno ratra sy mangana no hita faty tao anaty rano, teo amin'ny Pont Mainty, akaikin'Ambatovy-Toamasina, omaly Alahady folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Anjianjia Miandrivazo Hanamparan’ilay ramatoa ny habibiany ireo zaza angalariny

Ramatoa iray monina ao Anjiajia Miandrivazo no fantatra fa nangala-jaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Fandriampahalemana.19 taona dia efa mpangalatr’omby Maty voatifitra rehefa saika mbola hitsoaka

Tovolahy iray vao 19 taona monja dia efa mpangalatr'omby tany amin’ny faritra Menabe. Maty voatifitry ny polisin’ny CRFIP,DRSP Menabe tao amin'ny fokontany Andranoteraka ny tovolahy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Kaompania Imerina Centrale Olon-dratsy 31 maty voatifitra nandritra ny 2022

Nahatratra 31 ireo olon-dratsy maty voatifitra tao anaty fari-piadidian’ny kompania Imerina centrale, araka ny tatitra navoakan’izy ireo. Tao amin'ny disitrikan'Anjozorobe,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Antananarivo renivohitra Mitombo isa ireo vehivavy lasa mivarotra rongony

Ankoatra ny asa fivarotan-tena dia mihamaro ihany koa amin’izao ireo vehivavy lasa mivaro-drongony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Fandriampahalemana.IVANDRY Nasian’ny olona soratra hoe : « mpangalatra 2023 » ilay olon-dratsy

Sahirana ny tokantrano Malagasy. Tsy vitsy ireo lasa manaotao foana noho izany indrindra fa ireo tsy an’asa. Raim-pianakaviana iray 38 taona

Hamaky ny tohiny
FTT