Fandriampahalemana

Lehilahy nisandoka ho polisin’Alasora Tratra tany Carion niaraka tamin’ny fitaovan’ny polisy very


  • Alarobia 15 Febroary 2023

Lehilahy iray nisandoka ho Polisin’Alasora no vaosambotry ny zandary tany Carion afak’omaly 13 Febroary rehefa nanao fanararaotana tany an-toerana.

Avy hatrany dia niantso ny lehiben’ny kaomisarian’Alasora ny zandary tao Carion ka teo no nahalalana fa misandoka ho Polisy ity lehilahy ity. Nidina teny an-toerana ny Polisy miasa ao Alasora naka io lehilahy io ary mbola tratra teny aminy ny survêtement izay an’ny polisin’Alasora, TAP iray,teeshirt izay fanaovan’ny mpianatra ho polisy iray ary kitapo iray. Marihina fa fitaovana polisy iray no nisy nangalatra teny Alasora ny 04 Febroary lasa teo ary tratra teny amin’io lehilahy io. Efa ao amin’ny kaomisarian’Alasora moa ity lehilahy ity hatao fanadihadiana.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT