• Alakamisy 02 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Vono olona hafahafa Nendahiny ny hodiny, tsy teo intsony ny filahiany,…

Nampalahelo ny zava-nitranga tany Mahaditra-Andohatany Fianarantsoa afak’omaly. Lehilahy iray manodidina ny 50 taona eo ho eo voalaza fa niambina ny famboleny tany an-tsaha no namoy ny ainy tamin’ny fomba tsy fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Betsaka ny tsy an’asa lasa tontakely “Ringana ireo jiro manazava ny tanànan’Alasora”

Velon-taraina mafy ny Ben’ny tananan’Alasora Randriantsoa Jimmy. Mirongatra izaitsisy mantsy ny hala-botry ao an-toerana ka ankoatra ny vaky trano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Pompiste” nitondra volabe nitsoaka Mbola ifampitadiavana ao Sambava

Tovolahy pompista iray afak’omaly no nitondra vola mitentina 3 ka hatramin’ny 6 tapitrisa nitsoaka tany Vavasaha Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Very tany Vangaindrano, hita tany Ihosy Notrohana ny ran’ilay zaza varira nalaina an-keriny

Hita soamantsara tany amin’ny Fokontany Andriabe-Ambatolahy, distrikan'Ihosy ihany rehefa nanjavona nandritra ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Fanolanana fanafihana teny Ambohidroa Ny mpanampy an-trano sy ny mpamily no tompon’antoka

Tena tsy tsara intsony amin’izao ny mametraka fitokisana aman’olona. Na ireo mpamily sy mpanampy an-trano heverina ho tena namana akaiky sy havana aza amin’izao efa mivadika ary tena mahavanon-doza mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Bealanana Nofatoran’ny olona ilay mpangalatra kisoa

Samy mitady hevitra mba hahazoany vola avokoa izao ny rehetra amin’izao indrindra fa ireo tsy an’asa. Tovolahy iray no nanararaotra mpiandry faty ka nangalatra kisoa tao Antsamaka distrikan’i Bealanana ny zoma alina teo.

Hamaky ny tohiny
FTT