• Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Tsy milamina i Toamasina Fanafihana 4 no nitranga tao anatin’ny 1 andro

Tsy milamina ny tany ao Toamasina, fa saika isan’andro no isehoana sy ahenoana trangana tsy fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Fikotranana tsy ara-dalàna an’elakelantrano Mampirongatra ny tsy fandriampahalemana

Miroborobo fatratra ireo ivon-toerana mpampikotrana tsy ara-dalana any an’elakelan-trano amin’izao eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Anosizato Manararaotra ny fitohanan’ny fiara ireo mpanendaka

Misy hatrany ireo mpanendaka manararaotra ny fitohanana eny Anosizato isan-kariva. Ankoatra ireo mandeha moto

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Halatra « fer rond » tany Toamasina Mpangalatra telo no mbola hifampitadiavana

Mpangalatra miisa telo no mbola hifampitadiavana ao Toamasina noho ny raharaha halatra « fer rond » omaly alahady 05 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Voalaza ho naka olona an- keriny “Assistant parlementaire” maty voatifitra

Lehilahy iray no voalaza fa nalain'ny “assistant parlementaire” iray sy ny namany an-keriny tao an-tampon-tanànan' Amboasary Atsimo omaly atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2023
Fandriampahalemana.AMBOHIDRATRIMO Lehilahy 4 tratra nangalatra gisa 5 sy gana 3

Mirongatra ny hala-borona eny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Saika ho isan’andro no hahazoan’ny zandary eny an-toerana fitarainana mifandraika amin’izany,

Hamaky ny tohiny
FTT