- Zoma 20 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Vono olona teny Behoririka 4 nidoboka any Tsiafahy, 1 etsy Antanimora
Dimy mianadahy no voasaringotra tamin’ilay raharaha fanafihana mitam-pidiana andro atoandro nisiana fandrobana vola, narahana vono olona tetsy Behoririka ny 29 desambra 2022.
Hamaky ny tohiny
