Fandriampahalemana

Lehilahy mpivarotra rongony 36 fonosana


  • Alakamisy 06 Aprily 2023

Teo amin’ny fiantsonan’ny fiara no noraisim-potsiny

Tsy tahotra, tsy henatra fa dia teo amin'ny fiantsonan'ny fiara fitateram-bahoaka eo Antampontsena, fokontany Atsinanantsena, Kaominina Sabotsy namehana mihitsy ny lehilahy iray no nivarotra rongony tsy am-pisalasalana, hoy ny fampitam-baovao avy amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Sabotsy Namehana omaly. Olona tsara sitrapo no nampandre malaky ny Zandary, hoy ny fanazavana. Voasambotra izy. Rehefa nosavaina dia tratra tany aminy ny rongony 36 fonosona, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT