- Alatsinainy 27 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Asan-dahalo sy vono olona Lavon’ny balan’ny zandary i Iarisy
Maty ilay dahalo raindahiny antsoina hoe IARISY na Randrianarisoa Elysé, araka ny fampitam-baovaon’ny
Hamaky ny tohinyMaty ilay dahalo raindahiny antsoina hoe IARISY na Randrianarisoa Elysé, araka ny fampitam-baovaon’ny
Hamaky ny tohinyMirongatra ny fivarotana sy fifohana zava-mahadomelina eny Itaosy sy ny manodidina. Tsy hanavahana sokajin-taona intsony ireo mandray izany no sady tsy hanavahana toerana intsony ihany koa ny hifohany izany.
Hamaky ny tohinyMahatratra 18.000 Ar ka hatramin’ny 20.000 Ar amin’izao ny iray kilao amin’ny trondro eny an-tsena izany hoe : lafo noho ny hena.
Hamaky ny tohinyOlona miisa telo, vehivavy ny roa 39 sy 21 taona, ary lehilahy 22 taona no nosamborin'ny Polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika voalohany Anosy ny 21 martsa teo teny Ambondrona rehefa nisoloky.
Hamaky ny tohinyAnkoatra an’Antsiranana dia efa tongan’ireo andiana tovolahy kely mpanakorontana ihany koa na ny foroches
Hamaky ny tohinyTsy hita intsony izay hanazavana ny endrika hisehoan’ny tsy fandriampahalemana eto amintsika ankehitriny.
Hamaky ny tohiny