Fandriampahalemana

Ankorahotra Fihaniana fefin’olona no nampidoboka eny Antanimora


  • Alakamisy 04 Mey 2023

Miteraka korontana sy olana marobe eny anivon’ny fiaraha-monina ny tsy fananan’asa eo amin’ny olona iray.

Anisan’ireny ny tsy fandriampahalemana toy ity Raim-pianakaviana jiolahy tratra nihanika fefin’olona teny Ankorahotra ity. Ny 29 Aprily lasa teo tokony ho tamin’ny 03 ora maraina ilay ranamana ity no tratran’ireo mpitandro ny filaminana nanatanteraka fisafoana teny Ampasanimalo niazo an’Ankorahotra. Teo ampihaniana fefin’olona ary efa saika tafihoatra hiditra tao an-tanana izy ka tratra ka noraisim-potsiny. Nandeha irery ity jiolahy ity araka ny fanadihadiana natao taminy, ary nikasa ny hamaky trano tokoa mba hahafahany mivelona. Taorian’ny fanadihadiana natao taminy dia natolotra ny fampanoavana ny tenany ka naiditra eny Antanimora vonjimaika.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT