Fandriampahalemana

Ampamantanana, Androndra, Ambohitsoa Misesy ny fanafihana mitam-piadiana


  • Alarobia 24 Mey 2023

Mpivarotra iray manoloana ny foiben'ny fahitalavitra Tv Plus Madagascar eny Ivanja Ambohitsoa no nisy nanafika omaly tamin'ny 6 ora sy 30 minitra hariva,

raha ny fampitam-baovao voaray teny an-toerana. Efa-dahy nitondra basy sy antsy no nanafika ity magazay ity. Ny sasany nanambana basy tety ivelany. Ny sasany niditra tany anatiny naka ny vola. Lehilahy iray no naratra ary vola 1 tapitrisa Ariary eo no lasan'ireo jiolahy. Efa nisy fanafihana mitambasy ihany koa teny an-toerana ny 22 may teo, raha ny fampitam-baovao hatrany. Misesy mihitsy, araka izany, ny fanafihana mitam-piadiana amin’iny faritra iny ary saika heno ho lasibatra tato ho ato i Ampamantanana sy Androndra ary Ambohitsoa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT