• Talata 27 Jona 2023
Fandriampahalemana.Anosiarivo Manjakandriana Ny olona nifety, izy efa-dahy namaky fasana

Lehilahy miisa 04 no tratran'ny fokonolona teo am-pamakiana fasana iray tao Anosiarivo Manjakandriana omaly alatsinainy 26 jona ,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Fandriampahalemana.Jaojoby Iza no mahita tombotsoa amin’ny famonoana azy ?

Tonga tetsy Mahamasina ihany ny mpanakanto Jaojoby omaly nandritra ilay matso lehibe notanterahina nentina nanamarihana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Fandriampahalemana.Mpivarotra heroine Ny nivoahana ny fonja no ela dia tratra indray

Roalahy 22 sy 21 taona, no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina tetsy Anosy ny 20 Jona lasa teo teny amin'ny faritra "Ampandrana Est " rehefa nifoka sy nivarotra héroïne.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Fandriampahalemana.Fametrahana fandriampahalemana Mila asa tena mivaingana fa tsy fihetsiketsehana fotsiny

Misimisy ihany ireo kaominina sy distrika velon-taraina noho ny asan-jiolahy sy ny afitsoky nydahalo amin’izao vanim-potoanamanakaiky ny fetim-pirenena izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Belo sur Tsiribihiana Alevina anio ilay zazavavy kely maty notapahin-doha

Indroa sahady tamin’ity volana jona ity no nisy zaza tsy manan-tsiny roa maty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tany amin’ny distrikan’i Belo sur Tsiribihiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Ampahana Antalaha Omby velona no nangalarana trafony

Omby velona iray no nisy nangalatra ny trafony tao amin’ny Fokontany Andranotsara kaominina ambanivohitra Ampahana,

Hamaky ny tohiny
FTT