GRAND PAVOIS ANTSIRANANA

Lehilahy iray tratra nangalatra kahie 2 fonosana


  • Alarobia 30 Aogositra 2023

Lehilahy iray manodidina ny 20 taona mahery eo ho eo no tratran'ny olona nangalatra kahie 2 fonosana tany amin'ny

bazary Grand pavois Diego omaly. Nasain'ny olona nandohalika nilaza ny zavatra nataony ity tovolahy ity no sady nifona. Raha araka ny fahitan’ny maro azy moa dia mety efa manan-janaka kely tokony hianatra ity lehilahy ity saingy tsy manana fahafahana ny hividy fitaovana ka izao lasa nanaotao foana izao. Misy ihany koa ireo mihevitra fa mety noana izy ka izay hitany rehetra eny no hangalariny havadiny ho sakafo mankany am-bava….Nizara roa moa ny hevitry ny olona nanoloana ity tovolahy ity. Nisy ireo nandefa azy moramora ary nananatra azy mba tsy hangalatra intsony raha nisy ihany koa ireo tsy nanaiky fa nitondra azy tany amin’ny mpitandro ny filaminana.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT