• Alatsinainy 24 Jona 2024
Jiolahy lavon’ny SAG teny Ambohitrimanjaka. Mbola tsy nisy naka ny nofo mangatsiakany ?

Mbola tsy nisy naka raha ny loharanom-baovao azo ny nofo mangatsiakan’ireo jiolahy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2024
Vela-pandrika avo lentan’ny jiolahy. Mpitsara saika hividy fiara novonoina sy nalevina antsokosoko

Tsy hita ary nifampitadiavana nanomboka ny 5 jona lasa teo ny Mpitsara Rakotondravony Henri, « subsitut général »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2024
Fandriampahalemana.VANGAINDRANO Avotra ilay zazalahy kely varira nisy naka an-keriny

Tsy mitsahatra ny mifofo ny ain’ireo ankizy manana toe-tena varira eto amintsika jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2024
AMBOHIMANANDRAY MAHITSY. Nahitana sokatra 200 saika haondrana, maty ny 50 isa

Sokatra miisa 200 be izao nofonosina tao anaty sachet plastika miloko mainty no saron’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2024
Gony lehibe miisa 4. Nahitana entana ahiana ho halatra

Hitan’ny zandary tany Antsofonondry, Sabotsy Namehana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
Nampanantenaina hiasa amin’ny Madagascar Airlines. Olona maro voasoloky 1.110.000 Ar isanisany

Mafy ny mitady asa amin’izao, antony mahatonga ny olona sasany ho voasoloky tsy fidiny.

Hamaky ny tohiny
FTT