• Zoma 26 Aprily 2024
Nahiana ho nanadala vadin’olona. Sinoa iray maty voakapa famaky

Ny 24 aprily 2024 teo no nahazo antso ny zandary avy ao amin'ny «Poste Avancé Masindray»

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aprily 2024
MPANENDAKA ENY .ANDRANOMANALINA Efa mpamerin-keloka ireo ny ankamaroany

Tovolahy vao herotrerony avokoa ireo jiolahy manao mpanendaka sy mpampijaly vahoaka ao Isotry ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aprily 2024
Kolikoly eny amin’ny fonja eto Madagasikara. 40000A hatramin’ny 2 tapitrisa Ar eo ny tsolotra…

Navoakan’ny Transparency International-Initiative Madagascar na ny TI-OM omaly 24 aprily 2024

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aprily 2024
Miverina indray ny mpangalatra volo. Lasibatra ny mpandeha taksibe

Miverina indray eny rehetra eny ireo mpangalatra volo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
Anosy. Nisy trangana fanendahana hafakely

Tranga niseho tamiko ny alahady teo izy ty ka tantaraiko eto mba hitandreman’ny rehetra amin'ny manaraka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
Fandriampahalemana.Nanendaka mpivaro-tena tany Antsirabe ny 10 aprily teo ny tovolahy iray,

raha ny fampitam-baovao voaray. Nofitahiny ilay vehivavy ary nentiny tany ambanin'ny CEG Soamalaza,

Hamaky ny tohiny
FTT