• Alakamisy 28 Martsa 2024
AMBOROMPOTSY TALATAMATY. Tratra ilay tovolahy mpamatsy rongony ny tanora

Tovolahy 19 taona no saron'ny zandary avy ao amin'ny borigadin’i Talatamaty

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2024
MOTO NIJANONA KA VERY TETSY BEHORIRIKA. Tratra tao amin’ny trano vao amboarina teny Tanjombato

Nisy kodiaran-droa ana orinasa iray nisy nangalatra teny Atsimondrano afak’omaly 26 Martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2024
Fandriampahalemana.Ministry ny Filaminam-bahoaka Nidina ifotony teny amin’ireo faritra mena

Nidina ifotony teny anivon'ireo Fokontany miisa telo eto an-drenivohitra ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2024
VANGAINDRANO. Tra-tehaka ny rongony 15 gony, milanja 167 kg

Tra-tehaka teo am-piandrasana fiara ny rongony 15 gony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2024
BEMOKOTRA MAINTIRANO. Zandary kilasy faharoa maty notifirina jiolahy ikoizana

Lavo voatifitry ny dahalo teo am-pamitana ny asany ny zandary kilasy faharoa Ramilave,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2024
SAIKA HANATITRA VOLA TANY AMIN’NY BANKY. Vehivavy iray matin’ny tifitra teo amin’ny tendany

Tena mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT