• Zoma 14 Jona 2024
ANALAKELY-ZAZAVAVY VOAENDAKA. Nokatsanan’ireo jiolahy tamin’ny hety ny volony nirandrana

Tsy milamina intsony ny fandriampahalemana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
Ampasimalemy, Vangaindrano. Rongony 56 gony saron’ny zandary

Rongony 56 gony, milanja 749,36kg no saron’ny zandary ao Vangaindrano tany Mariany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
Fanamboarana « Autoroute ». Tratra ireo mpanodinkodina gazoala

Nifanehitra tamin'ny Zandary mpanao fisafoana ny alin’ny 08 hifoha 09 jona lasa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
AMBILANIBE. Jiolahy 2 mpanao fanafiana lavon’ny polisy

Jiolahy miisa 02 no lavon'ny balan’ny Polisy ny omaly Alatsinainy 10 jona atoandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
Mpifoka rongony teny .Andoharanofotsy 3 lahy notazonina hatao famotorana

Tena mirongatra ny fifohana rongony eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jona 2024
Mpanakalo « devises » voatafika. Lasa ny 10 tapitrisa Ariary

Mpanakalo vola vahiny iray no voaambana basy ary lasa ny vola 10 tapitrisa Ariary

Hamaky ny tohiny
FTT