- Talata 31 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Fivarotana sy fifohana héroïne Lehilahy roa no tratra teny 67 ha
Lehilahy miisa roa, 25 taona sy 27 taona no saron’ny Polisy misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina etsy Anosy ny zoma 27 janoary sy sabotsy 28 janoary teo teny 67Ha rehefa nivarotra sy nifoka heroine.
Hamaky ny tohiny
