Fandriampahalemana

Bruno Ravelonanosy Ahiana ny ainy…


  • Sabotsy 18 Novambra 2017

Araka ny loharanom-baovao tamin’ny olona akaiky azy dia misy ny tambazotrana teratany vahiny izay ahiana ho mikononkonona famonoana olona voaomana ka hamerina ny zava-nitranga fony nahalavo ny minisitry ny mponina teo aloha,


Nadine Ramaroson, amin’ny mpandraharaha Bruno Hubert Andriatefy Ravelonanosy. Malaza ho mpanampy ireo teratany malagasy miady ho an’ny tanindrazany ity mpandraharaha ity ka dia manelingelina ireo teratany vahiny sasany noho izany ny tenany. Isan’ ny nanamarika azy ny fiarovana ny tany iray etsy Antanandrano izay nalaza ho nobodoina teratany karana sy ny etsy Ivandry izay ivelomana tantsaha miisa 173 ary mbola hifampitoloman’izy ireo amina teratany sinoa eny amin’ny fitsarana amin’izao fotoana izao. Andrasana amin’ity herinandro ity moa ny fanampim-panazavana avy amin’ity mpandraharaha ity sy ireo akaiky azy mikasika ny fanazavana misimisy kokoa momba ity raharaha ity.

 

J. Mirija

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT